POUR ELLE

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 18 septembre 2008 09:18

SANS LUI RIEN N'EST POSSIBLE

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 18 septembre 2008 09:40

LISTEN!! i wanna say something! special dedi a mada et TOI

LISTEN!! i wanna say something! special dedi a mada et TOI
Mino aho

Mino aho fa onena ny mijaly
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho ka nahita anao

Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho

Mino aho f'Andriamanitra tsitoha
Mpamoron'izao tontolo izao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho ahy ny fitiavanao

Mino aho f'Andriamanitra mahery
Mpamoron'izao tontolo izao
Hitandrina anao ho ahy irery
Hitandrina ahy ho anao

Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 18 septembre 2008 09:46

DEDIEE A LA PREMIERE C5 2007-2008

NILAY BE NY TAONA E!!! bons dol! dodoteck
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 18 septembre 2008 09:58

LES MEILLEURS GROUPES

LES MEILLEURS GROUPES
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 18 septembre 2008 10:08

Modifié le jeudi 18 septembre 2008 10:29